Entry | 1 portorikanina |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny firenena monina amin' ny tany atsinanan' i Haïti: Zanatany ela espaniola ny Portorikanina Momba an' i Portorikò, an' i Portorikò na avy any Portorikò: Mandray vokatra betsaka portorikanina ny Etazonia, toy ny kafe, siramamy ary voankazo 4 [1.1] Puerto Rican 5 [1.1] portoricain, portoricaine |
Vocabulary |
6 Geography: countries, people |
Analogs | 7 portoriko |
Updated on 2020/07/31 |