Entry | portorikanina | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Ny firenena monina amin' ny tany atsinanan' i Haïti: Zanatany ela espaniola ny Portorikanina Momba an' i Portorikò, an' i Portorikò na avy any Portorikò: Mandray vokatra betsaka portorikanina ny Etazonia, toy ny kafe, siramamy ary voankazo [1.1] | |
Puerto Rican [1.1] | ||
Portoricain, portoricaine [1.1] | ||
Vocabulary | Geography: countries, people | |
Origin | French: portoricain. | |
Analogs | Portorikò | |
Updated on 2020/07/31 |