Entry | poporohana | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Daholo, tsy misy avakavaka, avokoa: Toa tsy antitra, tsy tanora, fa poporohana indray miankohoka amin-dRavola ny vahoaka. (Ravelojaona) Voa daholo: Poporohan' ny vovoka ny vahoaka [1.1] | |
Examples | Toe-javatra maningana irery ve no lazain' ilay vato, sa efa poporohana?
[2.285] | |
Updated on 2023/06/05 |