Entry politika
Part of speech adjective
Malagasy definition Kely, madinika, pitiny [Rajemisa 1985]
Other spellings 

Entry politika
Part of speech noun
Malagasy definition Teti-pitondrana: Manao politika, mpanao politika
¶ Hafetsena, hevitra: Olona be politika koa Rangahy iny [Rajemisa 1985]
Origin French: politique.
Examples Nohararaotiny ny zava-misy handiovana indray mifafa ny rivotra politika eto Madagasikara. [Andraina: Mitaraina, page 207]

2013/06/04