|
|
|
|

Entry1  poliomielita
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 [polimielita] Aretina avy amin' ny virosy iray izay mamely ny sala mpampihetsika eo amin' ny tendron' ny tsokan-damosina ka mety hahatonga fahalemen-drantsambatana, indrindra ny rantsambatana ambany; lefakozatra [1.1]
4 [pôliômelita] lefakozatra [1.13]
Explanations in French  5 poliomiélite [1.13]
Vocabulary  6  Health
Synonyms  7 lefakozatra

Updated on 2026/02/04