Entry |
poketra
|
Part of speech | noun
|
English translation | the ankle bone. See kitrokely
[Richardson 1885]
|
|
Entry |
poketra
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | Karazana lasaka kely mazàna vita amin' ny hoditra, fitondran' ny vehivavy an-tanana ka ataony fasiana ny zavajavatra madinika tsy misaraka aminy, toy ny mosara, vola, sns.: Nanjary fomban-kaingon' ny vehivavy ankehitriny ny poketra noho ny bikany sy ny hasarobidin' ny zavatra nanaovana azy [Rajemisa 1985]
|
English translation | a purse, a handbag, a small portmanteau [Richardson 1885]
|
Morphology |
poketra
poketrako
poketranao
poketrany
poketratsika
poketranay
poketranareo
| |
|
Origin | English: pocket.
|
Other spellings |
Examples | Lehilahy izy io, ary tiako ho fantatra ny misy ny poketrany na amin' ny paosiny aoriana na tsia. [Andraina: I Vola, page 57]
|
|