| Entry | 1 poety |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Mpanao na mpanoratra poezia: Iza no poety ankafizinao indrindra ?
4 Enti-milaza koa ny olona manao fitenenana feno sarisary ary mampamelovelo: 5 Lasa poety indray i zokilahy izany [1.1] |
| Updated on 2025/11/17 |
|