Entry poahana (poaka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Tifirina: Nopoahany basy ny alikany ka maty
Torahana, tsipazana: Aoka hopoahako vato io vorona io
Asiana: Tsy manaiky aho fa nopoahan' ny zokin' ialahy totohondry ny zandriko
Latsahana: Nopoahan' ny mpanao behariva ny paisonay ka najifa
Natao amim-pahaizana, am-paharisihana: Nopoahany ny tsianjery ka vaky vava daholo ny olona rehetra nanatrika [1.1]
Examples Nony efa vita ny velirano dia no poahana basy iray vava ireo fomba ireo. [2.48]
Morphology 
Present : poahana, poahako, poahanao, poahany, poahantsika, poahanay, poahanareo, poahan', poahan-, poaham-, poaha-
Past : nopoahana, nopoahako, nopoahanao, nopoahany, nopoahantsika, nopoahanay, nopoahanareo, nopoahan', nopoahan-, nopoaham-, nopoaha-
Future : hopoahana, hopoahako, hopoahanao, hopoahany, hopoahantsika, hopoahanay, hopoahanareo, hopoahan', hopoahan-, hopoaham-, hopoaha-
Imperative : poahy

Anagrams 

Updated on 2023/01/20