Entry pila
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Bezanozano] banga (antsy, ets.) [Rakotosaona 1975]

Entry pila
Part of speech noun
Malagasy definition [frantsay pile] Fitehirizana aratra, avy amin' ny fitambaran-javatra miteraka angovo simika lzay miova ho angovo elektrika ka ampiasaina amin' ny jiro na radio fitondra mandeha; misy pila fisaka ary misy pila boribory; vataaratra [Rajemisa 1985]
English definition battery [3.1]
French definition pile [3.1]
Vocabulary 
Origin French: pile.

Updated on 2009/09/01