Entry pike
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sakalava] Karazan-tsakamalao tsara fofona fihosotry ny vehivavy sakalava [1.1]

Entry pike
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sakalava] Tady mifatotra amin' ny laveroka ka mamaky ny laim-botry sady mifatotra koa amin' ny take [1.1]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31