Entry petra-kevitra
Elementary words petra- (petraka) ; hevitra
Part of speech locution
Explanations in French [ petrakevitra ] Hypothèse [1.13]
 Hypothèse [1.5]
Examples Matetika dia matetika anefa no tsy mitombina ireo foto-pahalalana ireo raha tsy amin' ny lafiny ifandraisany amin' ny petrakevitra teo am-piandohana, ary dia voafetra araka ny toerana sy ny vanim-potoana ny fananany hery. [4.27]

Updated on 2023/12/03