Entry |
peratra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Masom-by na metaly hafa (volafotsy, volamena) atsofoka amin' ny rantsantanana mba hatao firavaka na ho mari-pomba misy heviny sy dikany: Peratry ny fifamofoana ~ peratry ny mariazy. [1.1]
|
Explanations in English | A finger ring. [Comp. Swa. Pete, a ring.] [1.2]
|
| A ring worn on the finger [1.7]
|
Explanations in French | Bague [1.8]
|
Examples |
1 | Jenjin' ny fahitana rantsany nisy peratra ny masoko, ka tsy nety hijery zavatra hafa intsony.
[2.471]
|
2 | I Feno nahazo satroka lamba, na I Manana nividianana peratra varahina, na I Neny navelan' I Dada havidy lamba fitafy iray, nefa ny taloha mbola tsy rovitra.
[2.472]
|
|
Derivatives |
|