Entry | pentina | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Loto kely mipetaka amin-javatra: Tsy mahatondra io lamba rakotra pentina io aho Tsiny na hadisoana kely maivana: Ny fanahy tsisy pentina ihany no hahazo hiditra any an-danitra avy hatrany. [1.1] | ||||||||||||
Explanations in English | A spot [1.7] | ||||||||||||
Explanations in French | Tache de saleté [1.8] | ||||||||||||
Examples | misy pentina fotsy ny handriny, fotsy ny lohatongony efatra sy ny tendron-drambony.
[2.472] | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
Synonyms | pentimpentina | ||||||||||||
Compound words |
| ||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |