Entry pentimpentina (pentina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Loto kely mipetaka amin-javatra: Tsy mahatondra io lamba rakotra pentina io aho
Tsiny na hadisoana kely maivana: Ny fanahy tsisy pentina ihany no hahazo hiditra any an-danitra avy hatrany. [1.1]
Explanations in French Tache, défaut. Action de barbouiller [1.5]
Derivatives 
Synonyms pentina

Updated on 2023/01/20