Entry pensilihazo
Elementary words pensily ; hazo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hazo lavalava kely misy atiny manjarano, atao fanoratana amin' ny taratasy [1.1]
Explanations in English A lead pencil. [1.2]
Explanations in French Crayon de bois [1.13]
Examples 
1Nisy sila-taratasy sy ambim-pensilihazo tany am-paosin' i Doda. [2.4]
2Motinjavatra toy ny pensilihazo no atosika miakatra na midina, dia maty na mirehitra. [2.332]

Updated on 2023/10/07