Entry | paritany > paritaka | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fielezana fa tsy iray toerana; fihahaka tsisy kototony, fisafotofoto. [1.1] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Entry | paritany > faritany | ||||||
Elementary words | fari- (faritra) ; tany | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Faritra lehibe ao anatin' ny tany iray, manantoetra sy fomba manokana, toy ny toetr' andro sy vokatra,..: Ny faritanin' i Boina Fizaran-tany lehibe indrindra ara-pitondrana, izay natao hoe Provansy teo aloha, mizarazara ho fivondronana: Ny faritanin' i Toilary no lehibe indrindra amin' ny faritany enina eto amin' ny Nosy [1.1] | ||||||
Explanations in English | (fari-tany) A boundary, a landmark. [1.2] | ||||||
A certain territory or region [1.7] | |||||||
Explanations in French | Territoire, région [1.8] | ||||||
Examples |
| ||||||
Vocabulary | Geography: (in general) | ||||||
Compound words |
| ||||||
Anagrams | faritany, fatraiñy, finaitra, rifatina, tarifina |