Entry |
parapaingo
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fototra mafy amin' ny tady na rojo vy; gadra misy masomby natao tamin' ny tongotry ny olomeloka fahiny:
Ataovy amparapaingo io akoho io sao lasa [1.1]
|
Explanations in English | The name of a kind of fetters. [swa. Para, to scrape to the ground, and pingu, fetters.]
See ampaingo
[1.2]
|
Explanations in French | Fers qu'on mettait aux pieds des esclaves fugutufs et d'autres condamnés; ils se composaient
de deux anneaux rivés au-dessus de la cheville du pied, et reliés entre eux par deux autres anneaux
oblongs qui [ermettaient le mouvement. On donne aussi ce nom aux entraves qu'on met aux pieds des
volailles ou d'autres animaux. [1.3]
|
Examples | Vao nandre ny fahatongavany ireo mpandranto teo amin'ny tany, dia nitondra volafotsy sy volamena betsaka ary parapaingo koa nentiny nakao amin'ny tobin'ny Siriana hividianany ny zanak'Israely hataony andevo
[2.996]
|
Derivatives |
Synonyms | |
|