Entry paradoxe
Part of speech noun
Malagasy definition hevitra manohitra ny hevitry ny be sy ny maro [Malzac 1893]
  hevimanohitra, hevimitsipaka, hevimifanohitra (amin' ny mahazatra) [Rakotonaivo 1993]
Examples Tao amin'ity Kolejy farany ity no nanombohany nanoratra raha nandray anjara tamin'ny gazety nifanaovan'izy samy mpianatra tao izy, ka tamin'izay no nakany ny solon'anarana hoe " Dox" mifanohitra amin'ny hoe "paradoxe" , hoy izy, no nakany an'io noho izy tsy mba tia "paradoxe. [Rajemisa: Fiteny 3, page 151]

2016/10/21