|
|
|
|

Entry1  paradisa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fonenan' ny olona tsara fanahy aorian' ny fahafatesana, araka ny finoana kristianina, izay iainany ao anatin' ny fahasambarana ateraky ny fahitana an' Andriamanitra. Toerana mahasambatra sy mahafinaritra: Tana paradisa kely ity sahanareo mangatsiatsiaka feno voninkazo ity [1.1]
Explanations in English  4  paradise [1.7]
Explanations in French  5  paradis [1.8]
Examples  6  Ho tokantrano toy ny paradisa an-tany; [2.346#44]
7  anefa dia lasa nankany am-paradisa izy. [2.649#]
Other spellings  8  paradizy
Titles  9  Nofim-paradisa (Razakarivony Arthur)
Article  10  Randzavola: paradisa ao amin' ny Baiboly

Updated on 2022/07/30