Entry papango tanana
Elementary words papango ; tanana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana ny olona faingan-tanana izay maka zavatr' olona amim-pahakingana mba hangalariny [1.1]
Explanations in French Qui a les griffes d'une papangue; voleur [1.3]

Updated on 2023/10/07