Entry paosy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomban' akanjo toy ny lasaka kely mizaitra ety ivelany ka fasiana zavajavatra madinika isan-karazany: Ny dakano misy ambadika;ny loka no misy an-koatra; ny akanjo no soa misy paosy, ... fa ratsy koa raha ratsy raha mba mivadika ny marina (Anganon' ny ntaolo) [1.1]
Explanations in English A pocket [1.7]
Explanations in French Poche [1.3, 1.8]
Vocabulary 
Compound words 
Origin French: poche.

Anagrams 

Updated on 2020/07/31