Entry paositra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Antokon-draharaham-panjakana misahana ny fitondrana ny taratasy sy entana ifandefasan' ny olona [Rajemisa 1985]
Explanations in English the mails, the postal service [Hallanger 1973]
Explanations in French la poste [Hallanger 1974]
Origin French: poste.
Examples Inona no nataon' Ingahirainy tao amin' ny Paositra tao? [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 167]

Updated on 2020/07/31