Entry paoma
Part of speech   noun
Malagasy definition   Karazan-kazo fihinam-boanampidirina teto, misy voany kely madinika, fihinana amin' izao na atao kaonfitira na anaovana ranom-boankazo; ny ranon' ny paoma koa, rehefa avala hiketriketrika, dia anaovana zava-pisotro atao hoe sidira [Rajemisa 1985]
English definition   an apple [Hallanger 1973]
French definition   pomme [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Origin   French: pomme.
Other spellings  

Updated on 2013/06/03