Entry oza
Part of speech noun
Malagasy definition Fanasana (ny tarehy, ny tanana, ny tongotra)
¶ Ny loto manaraka ny rano avy nanasana zavajavatra, toy ny tanana, tarehy, lovia: Ozan-dovia [Rajemisa 1985]
Derivations 
Examples Ny sasany milaza fa tao anatin' i Mesopotamia ihany Oza; [Randzavola: Baiboly, page 511]

Entry Oza
Part of speech name (biblical) [full list]
 Oza [Baiboly]
English definition Uz [Baiboly]
French definition [Baiboly]
Vocabulary 
Synonyms Osa
Articles 

Entry Oza
Part of speech name (biblical) [full list]
English definition Uzza [Baiboly]
French definition Uzza [Baiboly]
Vocabulary 
Quotes 

Updated on 2019/12/12