Entry | ovo > ovoka | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fanalana ny zavatra mifantsika ka atao an' aina; fanesorana ny nify, na ny tandrok' omby alana hisaraka amin' ny kimbalombalony; fanaovana izay hampikoa ny ventin-dranovola; fikosohana ny tsikoko; fanesorana ny hoditra malemy ivelany amin' ny mangahazo, vary akotry Faniniana mafy dia mafy, levilevy [1.1] | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Anagrams | avoko, ovoka |
Entry | ovo > ovona | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Taimoro] Rangomaina [1.78] | |
Anagrams | avono, ovona, vonoa |
Entry | ovo > ovotra | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Ilay fotsifotsy afovoany indrindra ao anatin' ny hazo, tsoakan-dravinala sy rofia [1.1] | |
[Betsimisaraka] Atin'ny ravinala, izay fotsy ary fihinana [1.1] | ||
Explanations in French | [Betsimisaraka, Merina, Sakalava] Bourgeon terminal des Arecaceae, encore appelé « coeur de palmier », ou chou-palmiste lorsqu'on l'utilise comme légume. C'est un mets recherché, mais la plupart des Arecaceae meurent lorsqu'on prélève le chou-palmiste. On en distingue, en malgache, de nombreuses variétés : ovo-boanio ou coeur de Cocotier, ovo-drofia ou coeur de Raphia, etc. Voir aussi ovatra [1.196] | |
Vocabulary | Botany: (in general) | |
Proverbs | Proverbs containing the word ovotra | |
Entry | ovo > ovotra | |
Part of speech | noun | |
Explanations in French | [Bara, Mahafaly] Nom plus spécialement donné à Typha angustifolia L. (Typhaceae), dont on consomme le coeur (Voir ovotra ). Les feuilles adultes sont aussi employées en sparterie pour la confection de nattes et de chapeaux grossiers. [1.196] | |
Scientific name | Typha angustifolia | |
Vocabulary | Botany | |
Anagrams | avotro, ovotra, Ratovo |