Entry ovan > ovana (ova)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Soloana hafa: Tokony hovanao io sary io fa tsy mendrika ny efitra madio
Ampanjarina ho hafa: Ovao ho mofo ireto vato ireto, hoy ny demony tamin' ny Tompo [1.1]
Examples 
1Koa aza ovana, fa ny Fanjakako tsy mba enti-meloka; [2.113]
2Ny toe-tsaina mihitsy no mila ovana raha te handroso. [2.445]
Morphology 
Present : ovana, ovako, ovanao, ovany, ovantsika, ovanay, ovanareo, ovan', ovan-, ovam-, ova-
Past : novana, novako, novanao, novany, novantsika, novanay, novanareo, novan', novan-, novam-, nova-
Future : hovana, hovako, hovanao, hovany, hovantsika, hovanay, hovanareo, hovan', hovan-, hovam-, hova-
Imperative : ovay, ovao
Compound words 
Proverbs 

Entry ovan > ôvana
Part of speech noun
Explanations in French [ ovaña ] Noyau [1.13]
Explanations in Malagasy Ny ivon' ny atôma, omena anarana hoe ôvana [1.62]
Vocabulary 

Entry ovan > ovana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny mielaka amin' ny hodi-kazo: Ny ovana dia eo anelanelan' ny kotofotsiny sy ny hodiny
Ny zavatra miala na miendaka amin'ny tenan-javatra iray na mbola miraikitra eo aminy ihany: Ny tako-pery dia azo lazaina fa ovana [1.1]
Explanations in French  [Betsimisaraka] Écorce des arbres qui se détache par plaques ; rhytidome, troncs qu'on peut évider à l'intérieur, par exemple pour faire des sarcabanes. De ce mot est tirée l'expression faditr' ovana (Voir faditra ). [1.196]
Vocabulary 
Compound words 

Entry ovan > ovana
Part of speech noun
Explanations in French  [Bezanozano] (ancien) Vient de ovana (1). Relevé par Bojer vers 1820, avec la graphie « Ovan ». Phloga polystachya (Baker) Noronha ex Baill. (Arecaceae). Son tronc sert souvent à faire des sarcabanes. [1.196]
Scientific name Phloga polystachya
Vocabulary 

Anagrams 

Entry ovan > ova
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanoloana; fampanjanana ho hafa. [1.1]
Explanations in French Caractère aléatoire, aléas numériques, variable. [Vocabulary: Mathematics: statistics] [1.13]
 Action de changer, de remplacer une chose par une autre [1.196]
Derivatives 
 
Compound words 

Entry ovan > ova
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bara] fanampiny, fanampiana [1.78]
Compound words 

Entry ovan > ova
Part of speech noun
Explanations in French  [Tanala] Nom d'un arbre indéterminé, d'après Dandouau. [1.196]