Entry |
oty
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | Fakana voankazo eny ambony hazo ¶ fanasarahanono zaza [Rajemisa 1985]
|
English translation | the picking of fruit or flowers [Hallanger 1973]
|
French translation | action de cueillir des fruits, des fleurs ¶ action de sevrer un enfant [Hallanger 1974]
|
| (toute l'île). Racine verbale : action de cueillir des fruits, des légumes, des herbes potagères, etc. Exemple : Toazo ireo voankazo ireo : cueillez ces fruits (Malzac). D'où les mots fiotazana : la cueillette ;
fitoazana : la saison de la cueillette. On dit aussi mioty manta : cueillir des fruits verts, immatures. Au sens figuré : s'emparer d'un héritage avant le décès des parents. (
[Boiteau 1997]
|
Vocabulary |
Derivations |
Examples | Azo heverina fa tsy tarazom-poko akory no nahatonga ny Mikea ho mponina anaty ala, ka mivelona amin'ny oty sy haza fa nisy toe-javatra ara-tantara na ara-piaraha-monina nanery azy. [Randriamamonjy: Tantara, page 112]
|
|
Entry |
oty
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | [Taisaka]
olana, fanolanana [Rakotosaona 1975]