Entry | 1 otronina |
Root | 2 otrona |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Fihinina amin' ny sandry roa mifandray tanana: Azonao otronina va io vatan-kazo io 5 Iarahana mba ho fanajana sy fanomezam-boninahitra: Notronin' ny vahoaka ny filohan' ny nosy 6 Hodidinina: Notronin' ny fianakaviany izy tamin' izy hiondrana ho any am-pita [1.1] |
Explanations in English |
7 to be escorted [1.7] |
Explanations in French |
8 qu'on escorte [1.8] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |