Entry | 1 oseana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Velarandranomasimbe mandrakotra ny telo ampahefatry ny tany ary mampisaraka ireo tanibe; nozaraina ho faritra dimy:
|
Examples |
4 Ny Japoney, izay niandany tamin' ny Alemana, dia nandroso fatratra amin' ny oseana Pasifika sy Indiana, ary nitohy niantsinanana sy nianatsimo foana. [2.472] |
Vocabulary |
5 Geography: (in general) |
Synonyms | 6 bambandrano |
Anagrams | 7 anesoa, oseana, soa añe |
Updated on 2020/07/31 |