Entry orosana (orotra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza ravin-javamaniry ongotana amin' ny tanana, ririsana: Orosy ny ravin' io voaroihazo io [Rajemisa 1985]
Morphology 
orosana
orosako
orosanao
orosany
orosantsika
orosanay
orosanareo
orosan'
orosan-
orosam-
orosa-
norosana
norosako
norosanao
norosany
norosantsika
norosanay
norosanareo
norosan'
norosan-
norosam-
norosa-
horosana
horosako
horosanao
horosany
horosantsika
horosanay
horosanareo
horosan'
horosan-
horosam-
horosa-
orosy
Other spellings 

Updated on 2020/07/31