Entry orin > orina
Part of speech noun
Malagasy definition Fanatsatohana; fananganana trano, vohitra, taozavatra samihafa; fametahana zavatra ho mafy; fiandoham-pikarakarana amin' izay atao [Rajemisa 1985]
English definition  [Richardson 1885]
French definition action de planter, de fixer dans la terre, de bâtir, de construire, de se fixer en un endroit [Abinal 1888]
Derivations 
Compound words, titles, names 

Entry orin > orina (otra)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Enti-milaza faritra iray amin' ny tena, na ny tena manontolo mihitsy, izay safoina sady tsindriana amin' ny tanana ampandehandehanina mba hampahalefadefaka ny hozatra [Rajemisa 1985]
English definition to be massaged, to be rubbed [Hallanger 1973]
French definition qu'on frictionne, qu'on masse, qu'on fait passer et repasser entre les mains [Abinal 1888]
 qu'on masse, qu'on frictionne [Hallanger 1974]
Morphology 
orina
oriko
orinao
oriny
orintsika
orinay
orinareo
orin'
orin-
orim-
ori-
norina
noriko
norinao
noriny
norintsika
norinay
norinareo
norin'
norin-
norim-
nori-
horina
horiko
horinao
horiny
horintsika
horinay
horinareo
horin'
horin-
horim-
hori-
ory

Entry orin > orina (ory)
Part of speech adjective
Malagasy definition Atao izay hampahantra azy; botrina [Rajemisa 1985]
French definition qu'on appauvrit, qu'on rend malheureux [Abinal 1888]