Entry orenana (orina)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy tsatohana: Terį»³ amoron' ny renirano no norenana ny lay
¶ ananganana: Tsy azo orenana trano, hono, eto fa hisy lalana hatao
¶ ilana, ananganana (ady): Norenany ady tamin' ny taniko aho [Rajemisa 1985]
Morphology 
orenana
orenako
orenanao
orenany
orenantsika
orenanay
orenanareo
orenan'
orenan-
orenam-
orena-
norenana
norenako
norenanao
norenany
norenantsika
norenanay
norenanareo
norenan'
norenan-
norenam-
norena-
horenana
horenako
horenanao
horenany
horenantsika
horenanay
horenanareo
horenan'
horenan-
horenam-
horena-
oreno

Updated on 2020/07/31