Entry | 1 ononina |
Root | 2 onona |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tonena, lefahana: Onony ny hatezerana ka aza avela ho tratran' ny andro maraina |
Explanations in English |
5 [1.2] to be condoled with, to be soothed. 6 [1.7] to be comforted |
Explanations in French |
7 [1.3] qu'on calme, qu'on apaise 8 [1.8] qu'on console |
Morphology |
|
Anagrams | 13 anonony, inonoan, iononan, naonony, ninonoa, nionona, nonoani, nonoina, ononina |
Updated on 2023/01/20 |