Entry onerana (onitra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Averina, soloana zavatra mitovy amin' ny an' olona nangalarina, na nosimbana, na nariana: Tsy maintsy honeranao ny bokiko narianao
Soloana vola: Honerako ny ketsanao lanin' ny ondriko
Efaina, soloana: Betsaka ny mpampiasa no tsy mety raha tsy honerana ny andro tsy niasana
Avotana, averina amin' ny toetrany teo aloha: Tsy maintsy honeranao ny voninahitro nohitsakitsahinao [1.1]
Explanations in English To be restored, to be repaid, to be made good, to be remunerated. [1.2]
 To be replaced, to be made good [1.7]
Explanations in French Qu'on remplace, qu'on dédommage [1.8]
Morphology 
Present : onerana, onerako, oneranao, onerany, onerantsika, oneranay, oneranareo, oneran', oneran-, oneram-, onera-
Past : nonerana, nonerako, noneranao, nonerany, nonerantsika, noneranay, noneranareo, noneran', noneran-, noneram-, nonera-
Future : honerana, honerako, honeranao, honerany, honerantsika, honeranay, honeranareo, honeran', honeran-, honeram-, honera-
Imperative : onero
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20