Entry ompiana (ompy)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Velomina sy ahina, karakaraina: Omby telo ary gisa folo no ompiany any antsaha [Rajemisa 1985]
English definition to be reared, to be brought to maturity. Used of domestic animals and fowls. [Richardson 1885]
Morphology 
ompiana
ompiako
ompianao
ompiany
ompiantsika
ompianay
ompianareo
ompian'
ompian-
ompiam-
ompia-
nompiana
nompiako
nompianao
nompiany
nompiantsika
nompianay
nompianareo
nompian'
nompian-
nompiam-
nompia-
hompiana
hompiako
hompianao
hompiany
hompiantsika
hompianay
hompianareo
hompian'
hompian-
hompiam-
hompia-
ompio
Examples 
1Mba marina tokoa anefa ny azy, satria noho izany, dia mba nanana fidiram-bola hafa noho ny vidim-bokatra na ny vidin' ny vorona ompiana izahay. [Andraina: Mitaraina, page 31]
2Mba marina tokoa anefa ny azy, satria noho izany, dia mba nanana fidiram-bola hafa noho ny vidim-bokatra na ny vidin' ny vorona ompiana izahay. [Andraina: Mitaraina, page 31]
Quotes 

Updated on 2013/05/31