|
|
|
|

Entry1  ompa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ozona, faniriana ratsy ho an' olona
4  Teny ratsy atao amin' olona [1.1]
Explanations in English  5  opprobrious language desiring evil to another, abuse, reproach. [mal. Sumpah, and swa. Uapo, an oath.] comp. latsa. [1.2]
6  abusive or foul language [1.7]
Explanations in French  7  mot grossier, propos orduriers ; malédiction [1.8]
Examples  8  Indraindray aza ovany sy arahiny ompa ratsy ny anarany. [2.470]
9  Aza mamaly ratsy ny ratsy, na mamaly ompa ny ompa, fa aleo aza misaotra; [2.996]
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :
Titles 
Proverbs  16  Proverbs containing the word ompa

Anagrams  17  am-po, ampo, ompa, poma

Updated on 2022/09/05