Entry olimpanjehy (olitra, zehy)
Part of speech noun
Malagasy definition Toetra voalohany ananan' ny lolo raha vao foy, alohan' ny hiofoany ho samoma; misy tongony folo ny olimpanjehy, ka ny enina miraikitra amin' ny tratrany, ny efatra amin' ny kibony [Rajemisa 1985]
English definition the name of a caterpillar, so called from its motion of putting head and tail together before each step. [Richardson 1885]
Vocabulary 

2013/05/30