Entry ny ela mahareroy
Elementary words ela ; mahareroy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ny fitoerana amin' ny toerana iray ela be na ny fiasana amin' ny zavatra iray maharitra dia mahatonga tsy hahomby intsony (mampifankazatra fatiatra ny ela niarahana ka mahatonga tsy hifanaja fa mifanao "re roy") [1.1]
Examples Fa ny ela, mahareroy. [2.245]
Analogs  ny ela maharay roa

Updated on 2023/06/03