Entry | 1 ny be sy ny maro |
Elementary words | 2 be, maro |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in French |
4 [3.1] la foule, tout le monde, tous les gens |
Examples |
5 [2.270#12] Ary namalian' ny be sy ny maro hoe: - Izany! 6 [2.649#131] ny be sy ny maro kosa niditra avy eo amin' ny varavarana atsimo 7 [2.996] Avelan' ny rahona hilatsaka izy sy hirotsaka amin' ny be sy ny maro 8 [2.588] Ka dia an' ny be sy ny maro ny mieritreritra na handroso na hihemotra 9 [1.302] Ny tongotra anefa aza mila kiraro, ka ho aiza raha hiala amin' ny be sy ny maro? 10 [1.353] Ny hena sisa dia zarain' ny be sy ny maro dia mirava fa vita ny sorona 11 [2.285#110] Sampona sendra maningana ity, sa tena santionan' ny toetry ny be sy ny maro? 12 [2.298#106] Fa tsy handà izay marin'ny be sy ny maro io tsy akory, fa fanovan'ny Ombalahibemaso! |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/07 |
![]() |