|
|
|
|

Entry1  ny azy
Elementary words  2 azy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4 mpisolo anarana enti-milaza zavatra ananan'ilay olona tenenina:
5 Ento, hono, ny satrok'i Bema. Misy satroka maro ireo ka
6 tsy fantatro ny azy?
[1.1]
Explanations in French  7 le sien, la sienne, les siens, les siennes, les leurs [1.3]
8 le sien, la sienne, les siens, les siennes, les leurs. [1.5]

Anagrams  9 izany, 10 izina, ny azy

Updated on 2025/11/20