Entry novisia
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanomanana ho relijiozy ao amin' ny Fikambanana iray, amin' ny alalan' ny asa, fianarana.,. fa indrindra famolahan-tena, mandritra ny herintaona na roa taona arakaraka ny lalànan' ny fikambanana avy (Fiv. kat.) [1.1]
Vocabulary 
Origin French: noviciat.

Updated on 2020/07/31