Entry | 1 nofo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tenan-javatra misy tsiratsiraka izay mandrakotra ny taolana amin' ny tenan' ny olomtielona sy ny biby: Malemilemy ny nofon' ny zazakely Hena: Tsara nofo ny amalona Ny vatana (miolotra amin' ny fanahy): Malemy ny nofo Ny faty: Ny nofon' Itompokolahy dia hoentina ao amin' ny eglizin' Ambozontany |
Explanations in English |
4 [1.2] flesh. [Swa. Annofu, fleshiness.] 5 [1.7] flesh |
Explanations in French |
6 [1.8] chair |
Examples |
7 nofo sy ra no vavolombelona! [2.470] 8 Ny nofo miady amin' ny fanahy. [2.285#] 9 Nofo tsy misy fanahy tahaka an-dRivo fahagola. [2.529#] |
Vocabulary |
10 Biology |
Derivatives |
|
Synonyms | 12 nofotra |
Compound words |
|
Proverbs | 30 Proverbs containing the word nofo |
Article |
31 Randzavola: nofo ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 32 fono, fono-, nofo, ofon |
Updated on 2023/06/14 |