|
|
|
|

Entry (1/7)1  no-
Part of speech  2  particule
Explanations in English  3  the sign of the past tense of derivative passive verbs commencing with a consonant and formed by affixes. Comp. n-. [1.2]
4  particle or prefix indicating the past tense of passives, as: terèna (passive verb) and noterèna (to have been pressed or compelled) [1.7]
Explanations in French  5  particule ou préfixe qui indique le temps passé des verbes passifs; exemple: terèna (qu'on presse, qu'on constraint) et noterèna (temps passé) [1.8]
Tables and plates  6  All the particles

Entry (2/7)7  no
Part of speech  8  particule
Explanations in Malagasy  9  Teny kely:
10  1) Enti-mampitohy ny teny lazaina amin' ny teny enti-milaza ka manavaka azy amin' ny hafa: Rakoto no sakaizako, (fa tsy Rabe na Ranaivo).
11  2) Enti-manondro mafimafy kokoa ny toerana na fotoana, izay apetraka ery an-dohan' ny fehezanteny: Amin' ny telo no handeha izahay / Eto no hilasy isika (mafimafy kokoa ny fanondroana ny fotoana sy ny toerana amin' ireo noho ny amin' ny hoe: Handeha izahay amin' ny telo. Hilasy eto izahay).
12  3) Fametraka eo aorian' ny teny enti-manontany: Rahoviana no hiverina ny zokinao? / Taiza no nifanena ianareo.
13  4) Fametraka eo an-doha-fehezanteny mba hoenti-manontany anton-javatra, mitovy amin' ny hoe "nahoana": No tsy mamaly ianao kanefa anontaniana?
14  5) Fanao ao anatin' ny fehezanteny iray izay toa miantso, na mitaky ny antony nahatonga: Izy no nilazana izany, tetika handroboana anao / Ny handrina no tsy naniry volo, ny henatra.
15  6) Mifamaly amin' ny sady ka enti-milaza toetra na asa roa miaraka: Sady lehibe no tsara / Sady mifofotra no mively vy.
16  7) Arahin' ny "ho" ka ireo teny roa ireo amin' izay milaza fiaingana sy fiantefana, na ilazana toerana izany na fotoana: Hatreto no ho mianavaratra dia sahan-dRakoto daholo/ Mandoa saran-dalana ny ankizy dimy taona no ho miakatra amin' ny fiarambahoaka [1.1]
Explanations in English  17  a determinative emphatic particle. For a full and concise explanation of the use of this word see "Concise Introduction to the Malagasy Language," by Rev. W.E. Cousins, or "Malagasy for beginners," pp. 82, 83. When followed by ho it implies motion towards, as: no ho mankatỳ, no ho midina, no ho mianavaratra [1.2]
18  of sentence inversion, emphatic and exclusive, as: izy no nanao izany: it was he who did that [1.7]
Explanations in French  19  c'est ... qui: izy no nanao izany: c'est lui qui a fait cela [1.8]
Compound words 
Tables and plates  24  All the particles

Entry (3/7)25  no
Part of speech  26  conjunction
Explanations in English  27  a contraction of noho [1.2]
Compound words 
Tables and plates  29  All the conjunctions

Entry (4/7)30 
Part of speech  31  conjunction
Explanations in Malagasy  32  raha: Nô avy ny orana, da tsy miasa aho [Tanosy] [1.78]
Tables and plates  33  All the conjunctions

Entry (5/7)34  No
Part of speech  35  name (biblical)
Explanations in English  36  No [2.996]
Explanations in French  37  No [2.996]
Vocabulary  38  Holy Scriptures
Biblical quotes  39  Chapters and verses mentioning No
Tables and plates  40  Full list

Entry (6/7)41  no
Part of speech  42  adverb
Explanations in English  43  tsia
44  tsy misy
45  latsa-bato mandà [1.17]
Compound words 
Tables and plates  47  All the adverbs

Entry (7/7)48  No
Part of speech  49  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  50  Singa mivaingana, faha-102 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explanations in English  51  Nobelium. [3.1]
Explanations in French  52  Nobélium. [3.1]
Vocabulary  53  Chemistry
Tables and plates  54  Periodic Table

Updated on 2024/09/07