Entry njola
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny olona mijery amin' ny indra-maso, izany hoe tsy any amin' ilay zavatra jereny no alehan' ny masony: Misy ny njola mitifitra, misy ny mifanaraboamaso [1.1]
Explanations in English Squint-eyed. [Malay Juling.] [1.2]
 Cross-eyed, squint-eyed [1.7]
Explanations in French Qui louche [1.8]
Vocabulary 
Derivatives 
Synonyms gila
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/08/15