|
|
|
|

Entry1  njay
Part of speech  2  interjection [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanafohezana ny Injay na Inay, ka mety: 1) hoenti-milaza fahatongavana na fandrenesana zavatra midona tsy lavitra ny tena: Njay tonga ny fiarakodia mitondra an' i Dada (injay) 2) Hampiseho fanenenana: Njay tsy nahalala an' iny olona iny aho! (inay)

Anagrams  4  anjy, inja, jany, jina, njay, njia

Updated on 2020/07/31