|
|
|
|

Entry1  nihatra > ihatra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  mafy, ratsy masaka [Betsimisaraka] [1.78]

Anagrams  4  ahitra, haitra, hiatra, hirata, ihatra

Entry (1/2)5  nihatra > mihatra
Root  6  hatra
Part of speech  7  active verb
Explanations in Malagasy  8  Tonga hatrany amin' ny...: Efa mihatra hatramin' ny rihana ambony ny afo
9  Tongamipaka amin' ny: Mihatra amin' ny lehibe ny fitarainanao
10  Mikasika, miantefa (amy): Mihatra aminareo mpianatra indrindra ny teniko
11  Miantraika, mianjera: Mihatra amin' ny fianakaviana manontolo ny heloka vitan' ny olona iray ao anatiny [1.1]
Explanations in English  12  to reach to, to come to. [1.2]
13  to happen to; to reach to [1.7]
Explanations in French  14  arriver à quelqu'un; s'appliquer à; atteindre [1.8]
Examples  15  Tsy maintsy mihatra aminy izany. [2.499#]
16  Fitsipika roa mbola tsy mihatra ireo ankehitriny. [1.369#]
17  Nolazainy daholo ny zavatra rehetra nihatra taminy. [2.324]
18  Nony re tao an-tanàna ny nihatra taminay, dia tonga daholo ny havanay. [2.472]
Morphology 
19  Present :
20  Past :
21  Future :
22  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)24  nihatra > mihatra
Part of speech  25  active verb
Explanations in Malagasy  26  manasitrana [Tanosy] [1.78]

Anagrams  27  mihatra, mitraha

Entry (1/2)28  nihatra > mihatra
Root  29  hatra
Part of speech  30  active verb
Explanations in Malagasy  31  Tonga hatrany amin' ny...: Efa mihatra hatramin' ny rihana ambony ny afo
32  Tongamipaka amin' ny: Mihatra amin' ny lehibe ny fitarainanao
33  Mikasika, miantefa (amy): Mihatra aminareo mpianatra indrindra ny teniko
34  Miantraika, mianjera: Mihatra amin' ny fianakaviana manontolo ny heloka vitan' ny olona iray ao anatiny [1.1]
Explanations in English  35  to reach to, to come to. [1.2]
36  to happen to; to reach to [1.7]
Explanations in French  37  arriver à quelqu'un; s'appliquer à; atteindre [1.8]
Examples  38  Tsy maintsy mihatra aminy izany. [2.499#]
39  Fitsipika roa mbola tsy mihatra ireo ankehitriny. [1.369#]
40  Nolazainy daholo ny zavatra rehetra nihatra taminy. [2.324]
41  Nony re tao an-tanàna ny nihatra taminay, dia tonga daholo ny havanay. [2.472]
Morphology 
42  Present :
43  Past :
44  Future :
45  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)47  nihatra > mihatra
Part of speech  48  active verb
Explanations in Malagasy  49  manasitrana [Tanosy] [1.78]

Anagrams  50  mihatra, mitraha