Entry | nidona > idonana (dona) | ||||||||
Part of speech | relative verb | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word idonana | ||||||||
Anagrams | anadino, andaino, andanio, andoany, anindao, aondany, donaina, idonana |
Entry | nidona > midona (dona) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mipaika mafy amin' ny zavatra iray: Nidona tamin' ny vato ny lakana ka saika nivadika Miafara, tonga hatramy..., mivoaka: Midona any Ankadifotsy itý lanankely itý Mirohondrohona: Midona ny orana any Ankaratra. Teny enti-milaza fa mipaika ny mpilalao iray amin' ny lalao daomy, izany hoe tsy manana masom-bato mitovy amin' izay miseho, ka mampandeha an' ilay ao aorianany [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To collide with, to bump into something [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Heurter [1.3, 1.8] | ||||||||
Choquer, se heurter Aller trouver, aboutir à [1.3] | |||||||||
Se cogner contre [1.8] | |||||||||
Examples |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word midona | ||||||||
Entry | nidona > midonà (dona) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb midona | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Entry | nidona > midona (dona) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in French | Passer (aux dominos) [1.3] | ||||||||
Vocabulary | Game | ||||||||
Anagrams | andomy, dinamô, mandio, manody, midona, mindao, mionda |