Entry | 1 ngonona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Filazana na fanononana teny tsy mazava tsara fa ao am-bava ao fotsiny: Tsy namaly izy fa ngonona no nataony sady lasa izy. [1.1] |
Explanations in English |
4 a low muttering, a low grumbling, a low murmuring. [1.2] |
Vocabulary |
5 Sound |
Derivatives |
|
Updated on 2020/07/31 |