Entry | 1 ngidy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsiro ratsy mampivivy, mifanohitra amin' ny mamy: Omeo vatomamy aho hanalako ny ngidin' ny kininina nohaniko teo Haratsiana mampitondra fahoriana: Mila tsy ho laitrany, hono, ny ngidin' ny fiainana |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] bitterness |
Explanations in French |
5 [1.8] amertume |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word ngidy |
Updated on 2023/08/11 |