Entry ngazana
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza tany maina karakaina ka tsy anirian-javamaniry
Tany -- tanety na toerana tsy ahitan-tsakafo. [1.1]
Explanations in English Bare and barren. Used of country. Comp. mazana. [1.2]
 Dry and barren (of the soil) [1.7]
Explanations in French Sec et stérile (se dit des sols) [1.8]
Examples ireo kininina vitsivitsy miavaka loatra amin' ny tany ngazana anirian' ny horompotsy. [2.470]
Derivatives 

Updated on 2020/07/31